4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Voizo - Erick Manana

Voizo

Somary akipio ny maso roa

Dia raiso io tanako io

Ampiondany eo an-tratrako izany loha

Dia ’ndao isika andeha



Voizo (x2) ny lakam-pitiavana

Voizo (x2) dia mbola sambatra

Vo’izo (x2) koa aza miambatra

Fa tokana ihany ity fiainana ity

F’andrao dia hanenenana



Hitety havoana ambony ery

Akaiky habakabaka

Raha mbola eto ka tsy ho irery indry

Dia ’ndao isika handeha



Voizo (x2) ny lakam-pitiavana

Voizo (x2) dia mbola sambatra

Voizo (x2) koa aza miambatra

Fa tokana ihany ity fiainana ity

F’andrao dia hanenenana



                       Eric Manana & Anna Tavir

Partager voizo

Commenter voizo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Erick Manana

Suite